<-
->

Jos 9:18 And the children of Israel smote them not, because the princes of the congregation had sworn unto them by the Lord God of Israel. And all the congregation murmured against the princes. Fa tsy namely azy ny Zanak' Isiraely, satria Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no efa nianianan' ny lohan' ny fiangonana taminy. Dia nimonomonona tamin' ireo loholona ny fiangonana rehetra. Noho ny fianianana nataon' ny lohan' ny fiangonana taminy tamin' ny anaran' ny Tompo Andriamanitr' Israely dia tsy namely azy ireo izy, nefa nimonomonona tamin' ny filohany, ny fiangonana rehetra. Les Israélites ne les attaquèrent pas, puisque les notables de la communauté leur avaient fait serment par Yahvé, Dieu d' Israël, mais toute la communauté murmura contre les notables.