<-
->

Jos 8:33 And all Israel, and their elders, and officers, and their judges, stood on this side the ark and on that side before the priests the Levites, which bare the ark of the covenant of the Lord, as well the stranger, as he that was born among them; half of them over against mount Gerizim, and half of them over against mount Ebal; as Moses the servant of the Lord had commanded before, that they should bless the people of Israel. Ary ny Isiraely rehetra sy ny loholony sy ny mpifehy azy ary ny mpitsara azy dia nitsangana teo an-daniny roa amin' ny fiara, teo anatrehan' ny Levita mpisorona, izay nitondra ny fiaran' ny faneken' i Jehovah, na olona hafa firenena, na Isiraely: ny antsasany nanandrify ny tendrombohitra Gerizima, ary ny antsasany nanandrify ny tendrombohitra Ebala, araka izay efa nandidian' i Mosesy mpanompon' i Jehovah fahiny, mba hitso-drano ny olona Isiraely. Nitsangana teo an-daniny roa amin' ny fiaran' ny faneken' ny Tompo, Israely rehetra, ny loholony, ny manamboninahiny, ny mpitsarany, na ny vahiny na ny zanak' Israely, ny antsasany teo anilan' ny tendrombohitra Hebala, araka ny didy nomen' i Moizy mpanompon' ny Tompo fahiny, mba hitso-drano ny vahoakan' Israely. Tout Israël, avec ses anciens, ses scribes et ses juges, se tenait de part et d' autre de l' arche, en face des prêtres lévites qui portaient l' arche d' alliance de Yahvé, les étrangers comme les citoyens, moitié sur le front du mont Garizim et moitié sur le front du mont Ébal, comme Moïse, serviteur de Yahvé, l' avait ordonné pour donner en premier lieu la bénédiction au peuple d' Israël.