<-
->

Jos 8:24 And it came to pass, when Israel had made an end of slaying all the inhabitants of Ai in the field, in the wilderness wherein they chased them, and when they were all fallen on the edge of the sword, until they were consumed, that all the Israelites returned unto Ai, and smote it with the edge of the sword. Ary rehefa namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Isiraely, dia tany amin' ny efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin' ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritrany, dia niverina tany Ay ny Isiraely rehetra ka namely azy tamin' ny lelan-tsabatra. Nony tapitra matin' Israely ny mponina rehetra tao Haia, na teny an-tsaha, na tany an' efitra nanenjehany azy, ka efa lavon' ny lelan-tsabatra daholo hatramin' ny farany indrindra, dia niverina tao an-tanàna indray Israely rehetra ka novonoiny tamin' ny lelan-tsabatra ny olona tao. Quand Israël eut fini de tuer tous les habitants de Aï, dans la campagne et dans le désert où ils les avaient poursuivis, et que tous jusqu' au dernier furent tombés au fil de l'épée, tout Israël revint à Aï et en passa la population au fil de l'épée.