<-
->

Jos 8:17 And there was not a man left in Ai or Bethel, that went not out after Israel: and they left the city open, and pursued after Israel. Ary tsy nisy lehilahy sisa, na tao Ay na tao Betela, izay tsy nivoaka hanenjika ny Isiraely; ary nilaozany mbola nivoha ny tanàna, ka lasa nanenjika ny Isiraely izy. Tsy nisy lehilahy sisa tao Haia sy tao Betela fa nivoaka nanenjika an' Israely izy rehetra. Navelany nivoha ny tanàna, ka lasa nanenjika an' Israely izy. Il ne resta pas un homme dans Aï ni dans Béthel qui ne poursuivît Israël : ils laissèrent la ville ouverte et poursuivirent Israël.