<-
->

Jos 7:24 And Joshua, and all Israel with him, took Achan the son of Zerah, and the silver, and the garment, and the wedge of gold, and his sons, and his daughters, and his oxen, and his asses, and his sheep, and his tent, and all that he had: and they brought them unto the valley of Achor. Dia nalain' i Josoa sy ny Isiraely rehetra Akana, zanak' i Zera, ary ny volafotsy sy ny kapôty sy ny anja-bolamena ary ny zananilahy sy ny zananivavy ary ny ombiny sy ny borikiny sy ny ondriny aman' osiny ary ny lainy mbamin' izay rehetra nety ho azy; dia nentiny ho ao an-dohasaha Akora ireny. Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy dia naka an' i Akàna zanak' i Zare, mbamin' ny volafotsy, ny kapaoty, ny anja-bolamena, ny zanaka lahy aman-janaka vavin' i Akàna, ny ombiny, ny ampondrany, ny ondriny, ny lainy, mbamin' ny ananany rehetra, ka nentiny niakatra tany an-dohasaha Akora. Alors Josué prit Akân, fils de Zérah, et le fit monter à la vallée d' Akor avec l' argent, le manteau et le lingot d' or, avec ses fils, ses filles, son taureau, son âne, son petit bétail, sa tente et tout ce qui lui appartenait. Tout Israël l' accompagnait.