<-
->

Jos 7:19 And Joshua said unto Achan, My son, give, I pray thee, glory to the Lord God of Israel, and make confession unto him; and tell me now what thou hast done; hide it not from me. Dia hoy Josoa tamin' i Akana: Anaka, masìna ianao, omeo voninahitra Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, ka mitsora aminy; ary lazao amiko ankehitriny izay nataonao; aza afeninao ahy izany. Dia hoy Josoe tamin' i Akàna: Akàna, mihanta aminao aho, omeo voninahitra Iaveh Andriamanitr' Israely sy omeo haja izy. Lazao amiko izay nataonao, fa aza afenina ahy izany. Josué dit alors à Akân : " Mon fils, rends gloire à Yahvé, Dieu d' Israël, et fais-lui hommage; déclare-moi ce que tu as fait et ne me cache rien. "