<-
->

Jos 6:18 And ye, in any wise keep yourselves from the accursed thing, lest ye make yourselves accursed, when ye take of the accursed thing, and make the camp of Israel a curse, and trouble it. Kanefa mitandrema kosa ianareo ny amin' ny zavatra voaozona, fandrao manolotra zavatra ho voaozona ianareo, nefa maka amin' ny zavatra voaozona kosa, ka mahatonga ny tobin' ny Isiraely ho voaozona ary mampidi-doza aminy. Tandremonareo anefa ny amin' ny zavatra natao anatema, fandrao mahatonga ny tobin' Israely ho anatema ka mampitabataba azy hianareo, raha maka zavatra amin' izay nataonareo anatema. Mais vous, prenez bien garde à l' anathème, de peur que, poussés par la convoitise, vous ne preniez quelque chose de ce qui est anathème, car ce serait rendre anathème le camp d' Israël et lui porter malheur.