<-
->

Jos 6:1 Now Jericho was straitly shut up because of the children of Israel: none went out, and none came in. Ary nihidy mafy Jeriko tamin' izany noho ny Zanak' Isiraely: tsy nisy nivoaka, ary tsy nisy niditra. Nihidy Jerikao, ka nirindrina hatraiza hatraiza noho ny amin' ny zanak' Israely: tsy nisy nivoaka, tsy nisy niditra ny olona. Or Jéricho s'était enfermée et barricadée contre les Israélites : personne n' en sortait et personne n' y entrait.