<-
->

Jos 5:6 For the children of Israel walked forty years in the wilderness, till all the people that were men of war, which came out of Egypt, were consumed, because they obeyed not the voice of the Lord: unto whom the Lord sware that he would not shew them the land, which the Lord sware unto their fathers that he would give us, a land that floweth with milk and honey. Fa efa-polo taona no nandehanan' ny Zanak' Isiraely tany an-efitra, mandra-pahalany ritran' ny olona rehetra, dia ny mpanafika izay nivoaka avy tany Egypta, satria tsy nihaino ny feon' i Jehovah izy; dia ireo no nianianan' i Jehovah fa tsy havelany hahita ny tany izay nianianan' i Jehovah tamin' ny razana homeny antsika, dia tany tondra-dronono sy tantely. Satria efapolo taona no nandehanan' ny zanak' Israely tany an' efitra, mandra-pahalany ritra ny firenena rehetra, dia ny mpiantafika rehetra nivoaka avy tany Ejipta, fa tsy nihaino ny feon' ny Tompo, ka efa nianianan' ny Tompo taminy fa izy ireo tsy havelany hahita ny tany izay nianianany tamin' ny razany homena antsika, tany tondra-dronono sy tantely. car pendant quarante ans les Israélites marchèrent dans le désert, jusqu'à ce que toute la nation eût péri, à savoir les hommes sortis d'Égypte en âge de porter les armes; ils n' avaient pas obéi à la voix de Yahvé, et Yahvé leur avait juré de ne pas leur laisser voir la terre qu' il avait juré à leurs pères de nous donner, terre qui ruisselle de lait et de miel.