<-
->

Jos 5:10 And the children of Israel encamped in Gilgal, and kept the passover on the fourteenth day of the month at even in the plains of Jericho. Ary ny Zanak' Isiraely nitoby tany Gilgala ka nitandrina ny Paska tamin' ny harivan' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana, teo amin' ny tani-hay any Jeriko. Nitoby tao Galgalà ny zanak' Israely, dia nanao ny Paka, tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folon' ny volana, rahefa harivariva ny andro, teo an-tany lemak' i Jerikao. Les Israélites campèrent à Gilgal et y firent la Pâque, le quatorzième jour du mois, le soir, dans la plaine de Jéricho.