<-
->

Jos 4:5 And Joshua said unto them, Pass over before the ark of the Lord your God into the midst of Jordan, and take you up every man of you a stone upon his shoulder, according unto the number of the tribes of the children of Israel: ary hoy izy taminy: Mandehana eo alohan' ny fiaran' i Jehovah Andriamanitrareo ho eo afovoan' i Jordana, ka samia manainga vato iray avy ho eny an-tsorony ianareo rehetra, araka ny isan' ny firenen' ny Zanak' Isiraely, ka nilazany hoe: Mandehana eo alohan' ny fiaran' ny Tompo Andriamanitrareo, eo afovoan' i Jordany, ka samia maka vato iray avy, hatao an-tsoroka, araka ny isan' ny fokon' Israely, et Josué leur dit : " Passez devant l' arche de Yahvé votre Dieu, jusqu' au milieu du Jourdain, et que chacun de vous prenne sur son épaule une pierre, selon le nombre des tribus israélites,