<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 24:2 | And |
Ary hoy Josoa tamin' ny vahoaka rehetra: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tany an-dafin' ny Ony no nonenan' ny razanareo tany aloha. dia Tera, rain' i Abrahama sy Nahora; ary nanompo andriamani-kafa izy. | dia hoy Josoe tamin' ny vahoaka rehetra. Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Taloha dia tany an-dafin' ny ony no nonenan' ny razanareo. Tare rain' i Abrahama sy rain' i Nakora, ary andriamani-kafa no notompoin' izy ireo. |