<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 22:9 | And the children of |
Dia nody ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase ka nandao ny Zanak' Isiraely tao Silo, izay ao amin' ny tany Kanana, hankany amin' ny tany Gileada ho any amin' ny zara-taniny, izay azony araka ny tenin' i Jehovah nasainy nolazain' i Mosesy. | Dia nandao ny zank' Israely tao Silao amin' ny tany Kanaana ny fokon-dRobena sy ny fokon' i Gada, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase dia nody nankany amin' ny tany Galaada izay efa noraisiny ho zara taniny araka ny nandidian' ny Tompo tamin' ny alàlan' i Moizy. | Les fils de |