<-
->

Jos 22:31 And Phinehas the son of Eleazar the priest said unto the children of Reuben, and to the children of Gad, and to the children of Manasseh, This day we perceive that the Lord is among us, because ye have not committed this trespass against the Lord: now ye have delivered the children of Israel out of the hand of the Lord. Ary hoy Finehasa, zanak' i Eleazara mpisorona, tamin' ny taranak' i Robena sy Gada ary ny taranak' i Manase: Fantatray anio fa eto amintsika Jehovah, satria tsy nanao izany fahadisoana izany tamin' i Jehovah ianareo; ary amin' izany dia efa namonjy ny Zanak' Isiraely tamin' ny tànan' i Jehovah ianareo. Ary hoy Finea, zanak' i Eleazara mpisorona tamin' ny tarana-dRobena sy ny taranak' i Gada ary ny taranak' i Manase: Fantatray izao fa eto afovoantsika Iaveh, satria tsy nanao izany fahotana izany tamin' ny Tompo hianareo; koa amin' izany, dia efa nanafaka ny zanak' Israely tamin' ny tànan' ny Tompo hianareo. Alors le prêtre Pinhas, fils d'Éléazar, dit aux fils de Ruben, aux fils de Gad et aux fils de Manassé : " Nous savons aujourd' hui que Yahvé est au milieu de nous, puisque vous n' avez pas commis une telle infidélité à son égard; dès lors, vous avez préservé les Israélites du châtiment de Yahvé. "