<-
->

Jos 21:8 And the children of Israel gave by lot unto the Levites these cities with their suburbs, as the Lord commanded by the hand of Moses. Dia nomen' ny Zanak' Isiraely ny Levita tamin' ny filokana ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy avy, araka izay nasain' i Jehovah nandidian' i Mosesy. Ireo sy ny tany manodidina azy no nomen' ny zanak' Israely tamin' ny olka, ho an' ny taranak' i Levì, araka ny didy nomen' ny Tompo tamin' ny alàlan' i Moizy. Les Israélites assignèrent par le sort ces villes et leurs pâturages aux Lévites, comme l' avait ordonné Yahvé par l' intermédiaire de Moïse.