<-
->

Jos 13:14 Only unto the tribes of Levi he gave none inheritance; the sacrifices of the Lord God of Israel made by fire are their inheritance, as he said unto them. Ny firenen' i Levy ihany no tsy nomeny lova; ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no lovany araka izay nolazainy taminy. Ny fokon' i Levì tokana no tsy mba nomen' i Moizy lova, fa ny sorona atao amin' ny afo ho an' ny Tompo Andriamanitr' Israely no lovany araka ny voalazany taminy. La tribu de Lévi fut la seule à laquelle on ne donna pas d' héritage : Yahvé, Dieu d' Israël, fut son héritage, comme il le lui avait dit.