<-
->

Jos 12:1 Now these are the kings of the land, which the children of Israel smote, and possessed their land on the other side Jordan toward the rising of the sun, from the river Arnon unto mount Hermon, and all the plain on the east: Ary izao no mpanjakan' ny tany izay resin' ny Zanak' Isiraely, ka lasany ny taniny, teny an-dafy atsinanan' i Jordana hatramin' ny lohasahan-driaka Arnona ka hatramin' ny tendrombohitra Hermona sy ny ilany atsinanan' ny tani-hay Ireto no mpanjakan' ny tany resin' ny zanak' Israely, ary nalainy ny taniny any an-dafin' i Jordany any atsinanana, hatramin' ny ranon-driakan' i Arnona ka hatramin' ny tendrombohitra Hermona, sy ny Arabaha manontolo any atsinanan' ny ony: Voici les rois du pays que les Israélites battirent et dont ils prirent le territoire, au-delà du Jourdain à l' orient, depuis le torrent de l' Arnon jusqu'à la montagne de l' Hermon, avec toute la Araba à l' orient :