<-
->

Jos 11:8 And the Lord delivered them into the hand of Israel, who smote them, and chased them unto great Zidon, and unto Misrephothmaim, and unto the valley of Mizpeh eastward; and they smote them, until they left them none remaining. Ary Jehovah nanolotra azy teo an-tànan' ny Isiraely izay namely azy ka nanenjika azy hatrany Sidona lehibe sy hatrany Misrefota-maima ary hatramin' ny lohasaha Mizpa atsinanana; dia namely azy izy mandra-paha-tsy nisy niangana na dia iray akory aza. Natolotry ny Tompo teo an-tànan' Israely izy ireo, ka nasiany sy nenjehiny hatrany Sidona lehibe sy hatrany amin' ny ranon' i Maserefota ary hatrany amin' ny lohasahan' i Masfà any atsinanana; nasiany ireny ka tsy navelany hisy afa-nandositra na dia iray aza. Yahvé les livra aux mains d' Israël qui les battit et les poursuivit jusqu'à Sidon-la-Grande et jusqu'à Misrephot à l' occident et jusqu'à la vallée de Miçpa au levant. Il les battit jusqu'à ne pas leur laisser un survivant.