<-
->

Jos 11:16 So Joshua took all that land, the hills, and all the south country, and all the land of Goshen, and the valley, and the plain, and the mountain of Israel, and the valley of the same; Dia lasan' i Josoa avokoa izany tany rehetra izany na ny tany havoana, na ny tany atsimo rehetra, na ny tany Gosena rehetra, na ny tany lemaka amoron-tsiraka, na ny tani-hay na ny tany havoan' ny Isiraely sy ny tany lemaka aminy koa, Toy izany no nahazoan' i Josoe izany tany rehetra izany, dia ny Tendrombohitra, ny Negeba manontolo, ny faritanin' i Gosena rehetra, ny tany lemaka, ny Arabaha, ny tany havoana sy ny tany lemak' Israely, C' est ainsi que Josué s' empara de tout ce pays : la Montagne, tout le Négeb et tout le pays de Goshèn, le Bas-Pays, la Araba, la montagne d' Israël et son bas-pays.