<-
->

Jos 11:14 And all the spoil of these cities, and the cattle, the children of Israel took for a prey unto themselves; but every man they smote with the edge of the sword, until they had destroyed them, neither left they any to breathe. Ary ny fananana rehetra tao amin' ireny tanàna ireny sy ny biby fiompy dia nalain' ny Zanak' Isiraely ho babony; fa ny olona rehetra nasiany tamin' ny lelan-tsabatra mandra-pandringany azy; tsy nasiany niangana na dia iray akory aza. Ary ny zavatra rehetra mety ho babo tamin' ireny, sy ny biby fiompiny dia norobain' ny zanak' Israely ho azy; fa ny lehilahy rehetra kosa dia nasiany tamin' ny lelan-tsabatra mandra-paharingany, tsy nisy niangana rahefa mety ho manana aina. Et toutes les dépouilles de ces villes, y compris le bétail, les Israélites les prirent comme butin. Mais tous les êtres humains, ils les passèrent au fil de l'épée, jusqu'à les exterminer. Ils n' y laissèrent pas âme qui vive.