<-
->

Jos 10:40 So Joshua smote all the country of the hills, and of the south, and of the vale, and of the springs, and all their kings: he left none remaining, but utterly destroyed all that breathed, as the Lord God of Israel commanded. Dia nasian' i Josoa ny tany rehetra sy ny mpanjakany rehetra, dia ny tany havoana sy ny tany atsimo sy ny tany lemaka amoron-tsiraka ary ny any ambodin' ny tendrombohitra; tsy nasiany niangana ireny, fa naringany avokoa ny olo-miaina rehetra, araka ny didin' i Jehovah. Andriamanitry ny Isiraely, Nasian' i Josoe avokoa ny tany manontolo, ny Tendrombohitra, ny Negeba, ny tany lemaka sy ny tanety, mbamin' ny mpanjakany rehetra; tsy navelany hisy afa-nandositra, fa nataony anatema avokoa rahefa mety ho manana aina koa, araka izay nandidian' ny Tompo Andriamanitr' Israely. Ainsi Josué soumit tout ce pays, à savoir : la Montagne, le Négeb, le Bas-Pays et les pentes arrosées, avec tous leurs rois. Il ne laissa pas un survivant et voua tout être vivant à l' anathème, comme Yahvé, le Dieu d' Israël, l' avait ordonné;