<-
->

Jos 10:36 And Joshua went up from Eglon, and all Israel with him, unto Hebron; and they fought against it: Dia niakatra niala tany Eglona Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Hebrona ary namely azy; Niakatra avy eo Eglona Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy, dia nankany Hebrona, ka namely azy izy ireo. Josué, avec tout Israël, monta d'Églôn à Hébron, et ils l' attaquèrent.