<-
->

Jos 10:32 And the Lord delivered Lachish into the hand of Israel, which took it on the second day, and smote it with the edge of the sword, and all the souls that were therein, according to all that he had done to Libnah. Dia natolotr' i Jehovah teo an-tànan' ny Isiraely koa Lakisy, ka afany tamin' ny andro faharoa izy; dia nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy sy ny olona rehetra tao, tahaka izay rehetra efa nataony tamin' i Libna koa. Natolotry ny Tompo teo an-tànan' Israely Lakisa, ka tamin' ny andro faharoa dia afany, ary nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy sy ny manana aina rehetra tao toy ny nataony tamin' i Lebnà. Yahvé livra Lakish entre les mains d' Israël qui s' en empara le second jour et la fit passer au fil de l'épée avec tout ce qui s' y trouvait de vivant, tout comme il avait agi pour Libna.