<-
->

Jos 10:30 And the Lord delivered it also, and the king thereof, into the hand of Israel; and he smote it with the edge of the sword, and all the souls that were therein; he let none remain in it; but did unto the king thereof as he did unto the king of Jericho. dia natolotr' i Jehovah teo an-tànan' ny Isiraely koa izy sy ny mpanjakany, ka nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy mbamin' ny olona rehetra tao; tsy nasiany niangana na dia iray akory aza; ary tahaka izay efa nataony tamin' ny mpanjakan' i Jeriko no nataony tamin' ny mpanjakany koa. Natolotry ny Tompo teo an-tànan' Israely koa izy sy ny mpanjakany, ka nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy mbamin' ny manana aina rehetra tao, tsy nasiany niangana na dia iray aza, ary toy ny nanaovany ny mpanjakan' i Jerikao no nanaovany ny mpanjakany koa. Yahvé la livra aussi, avec son roi, entre les mains d' Israël qui la fit passer au fil de l'épée avec tout ce qui s' y trouvait de vivant; il n' y laissa pas un survivant. Il traita son roi comme il avait traité le roi de Jéricho.