<-
->

Jos 10:11 And it came to pass, as they fled from before Israel, and were in the going down to Bethhoron, that the Lord cast down great stones from heaven upon them unto Azekah, and they died: they were more which died with hailstones than they whom the children of Israel slew with the sword. Ary nony nandositra teo anoloan' ny Isiraely teo am-pidinan' i Beti-horona izy, Jehovah dia nandatsaka havandra vaventy taminy avy tany an-danitra hatrany Azeka ka nahafaty azy; ary be lavitra ny matin' ny havandra noho izay novonoin' ny Zanak' Isiraely tamin' ny sabatra. Tamin' ny nandosiran' izy ireo teo anatrehan' ny zanak' Israely teo amin' ny fidinan' i Betoròna dia nampianjeran' ny Tompo vato vaventy izy ireo hatrany Azekà, ka maty; be lavitra ny matin' ny havandra vato noho ny matin' ny sabatry ny zanak' Israely. Or, tandis qu' ils fuyaient devant Israël à la descente de Bet-Horôn, Yahvé lança du ciel sur eux, jusqu'à Azéqa, d'énormes grêlons, et ils moururent. Il en mourut plus sous les grêlons que sous le tranchant de l'épée des Israélites.