<-
->

1Te / 1Tes 4:16 For the Lord himself shall descend from heaven with a shout, with the voice of the archangel, and with the trump of God: and the dead in Christ shall rise first: Fa ny tenan' ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin' ny fiantsoana sy ny feon' ny arikanjely ary ny trompetran' Andriamanitra, ka izay maty ao amin i Kristy no hitsangana aloha; fa hisy baiko homena, sy feon' arkanjely, ary feon-trompetr' Andriamanitra, dia hidina avy any an-danitra ny tenan' izy Tompo, ka izay maty tao amin' ny Kristy no hitsangana aloha; Car lui-même, le Seigneur, au signal donné par la voix de l' archange et la trompette de Dieu, descendra du ciel, et les morts qui sont dans le Christ ressusciteront en premier lieu ;