<- -> |
[King James Bible] Letter to the Colossians |
[Baiboly 1865] Kolosianina |
[Baiboly Katolika] Kolosiana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Colossiens |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Kol 3:16 | Let the word of |
Aoka ny tenin' i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin' ny fahendrena rehetra, dia mifampianara ka mifananara amin' ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, mihira amin' ny fahasoavana ao am-ponareo ho an' Andriamanitra. | Hitoetra be dia be ao anatinareo anie ny tenin' ny Kristy, ka hifampianatra sy hifananatra amin' ny fahendrena rehetra hianareo; ary hoentin' ny fahasoavana hihira ho an' Andriamanitra ao am-ponareo, amin' ny salamo aman-kira fiderana, mbamin' ny tonon-kira masina. | Que la Parole du |