<-
->

Kol 3:15 And let the peace of God rule in your hearts, to the which also ye are called in one body; and be ye thankful. Ary aoka hanapaka ao am-ponareo ny fiadanan' i Kristy, fa ho amin' izany no niantsoana anareo ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana ianareo. Hanjaka ao am-ponareo anie ny fiadanan' ny Kristy izay niantsoana anareo hiforona ho tena iray; ary hahay mankasitraka anie hianareo. Avec cela, que la paix du Christ règne dans vos coeurs : tel est bien le terme de l' appel qui vous a rassemblés en un même Corps. Enfin vivez dans l' action de grâces !