<-
->

Kol 3:11 Where there is neither Greek nor Jew, circumcision nor uncircumcision, Barbarian, Scythian, bond nor free: but Christ is all, and in all. Fa amin' izany dia tsy misy jentilisa sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy Skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin' ny rehetra. ka tsy mahalala intsony izay hoe jentily na Jody, voafora na tsy voafora, baribariana na Sita, andevo na olona afaka, fa izao ihany: ny Kristy no zavatra rehetra ao amin' izy rehetra. Là, il n' est plus question de Grec ou de Juif, de circoncision ou d' incirconcision, de Barbare, de Scythe, d' esclave, homme libre ; il n' y a que le Christ, qui est tout et en tout.