<-
->

Flp / Fil 1:15 Some indeed preach Christ even of envy and strife; and some also of good will: Fialonana sy fifandirana aza no itorian' ny sasany an' i Kristy, ary fifaliana kosa ny an' ny sasany; Marina fa noho ny fialonana sy fifandirana no itorian' ny sasany ny Kristy, nefa ao koa ny manao an-katsaram-po tokoa, Certains, il est vrai, le font par envie, en esprit de rivalité, mais pour les autres, c' est vraiment dans de bons sentiments qu' ils prêchent le Christ.