<- -> |
[King James Bible] Letter to the Philippians |
[Baiboly 1865] Filipianina |
[Baiboly Katolika] Filipiana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Philippiens |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Flp / Fil 1:1 | Paoly sy Timoty, mpanompon' i Kristy Jesosy, mamangy ny olona masina rehetra ao amin' i Kristy Jesosy mbamin' ny mpitandrina sy ny diakona izay any Filipy; | Paoly sy Timote, mpanompon' i Jeso-Kristy, mamangy ny olona masina rehetra ao amin' ny Kristy Jeso, mbamin' ny Pretra sy ny Diakra any Filipy: |