<-
->

Efe / Ef 5:32 This is a great mystery: but I speak concerning Christ and the church. Zava-miafina lehibe izany; fa milaza ny amin' i Kristy sy ny fiangonana aho. Misy zava-miafina lehibe amin' io, dia mankamin' izy Kristy sy ny Eglizy no lazaiko. ce mystère est de grande portée ; je veux dire qu' il s' applique au Christ et à l'Église.