<-
->

Efe / Ef 5:2 And walk in love, as Christ also hath loved us, and hath given himself for us an offering and a sacrifice to God for a sweetsmelling savour. ary mandehana amin' ny fitiavana, toy ny nitiavan' i Kristy anareo, dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana amin' Andriamanitra, ho hanitra ankasitrahana, hamonjy antsika. Ary mandehana amin' ny fitiavana tahaka ny Kristy, izay nanolo-tena tamin' Andriamanitra noho ny fitiavany antsika mba ho sorona amam-panatitra mani-pofona hamonjy antsika. et suivez la voie de l' amour, à l' exemple du Christ qui vous a aimés et s' est livré pour nous, s' offrant à Dieu en sacrifice d' agréable odeur.