<-
->

Efe / Ef 5:14 Wherefore he saith, Awake thou that sleepest, and arise from the dead, and Christ shall give thee light. Koa izany no ilazany hoe: Mifohaza ianao izay matory, Ary mitsangàna amin' ny maty, Dia hampahazava anao Kristy. Izany no nanoratana hoe: Mifohaza hianao izay matory, ary mitsangàna amin' ny maty, dia hanazava anao ny Kristy. tout ce qui apparaît, en effet, est lumière. C' est pourquoi l' on dit : Éveille-toi, toi qui dors, lève-toi d' entre les morts, et sur toi luira le Christ.