<-
->

Gal / Ga 3:29 And if ye be Christ' s, then are ye Abraham' s seed, and heirs according to the promise. Fa raha an' i Kristy ianareo, dia taranak' i Abrahama sy mpandova araka ny teny fikasana. Ary raha an' ny Kristy hianareo, dia taranak' i Abrahama tahaka azy, ka mpandova araka ny fampanantenana. Mais si vous appartenez au Christ, vous êtes donc la descendance d' Abraham, héritiers selon la promesse.