<-
->

Gal / Ga 1:6 I marvel that ye are so soon removed from him that called you into the grace of Christ unto another gospel: Gaga aho, raha mifindra faingana toy izao ianareo hiala amin' izay efa niantso anareo tamin' ny fahasoavan' i Kristy ho amin' ny filazantsara hafa, Gaga aho raha dia mivadika faingana toy izao hianareo, ka ilay niantso anareo ho amin' ny fahasoavan' i Jeso-Kristy dia ialanareo hanatona Evanjely hafa indray. Je m'étonne que si vite vous abandonniez Celui qui vous a appelés par la grâce du Christ, pour passer à un second évangile -