<-
->

Gal / Ga 1:17 Neither went I up to Jerusalem to them which were apostles before me; but I went into Arabia, and returned again unto Damascus. ary tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin' izay Apostoly talohako aho, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damaskosy indray. na niakatra tany Jerosalema ho any amin' ny Apostoly talohako akory, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damasa indray. sans monter à Jérusalem trouver les apôtres mes prédécesseurs, je m' en allai en Arabie, puis je revins encore à Damas.