<-
->

Gal / Ga 1:1 Paul, an apostle, (not of men, neither by man, but by Jesus Christ, and God the Father, who raised him from the dead;) Paoly Apostoly - tsy avy tamin' olona, na tamin' ny alalan' olona, fa tamin' ny alalan' i Jesosy Kristy sy Andriamanitra Ray, Izay nanangana Azy tamin' ny maty - Paoly Apostoly, tsy avy amin' olombelona, na avy amin' ny alalan' ny olombelona, fa avy amin' i Jeso-Kristy sy Andriamanitra Ray izay nanangana azy tamin' ny maty, Paul, apôtre, non de la part des hommes ni par l' intermédiaire d' un homme, mais par Jésus Christ et Dieu le Père qui l' a ressuscité des morts,