<-
->

2Kr / 2Kor 6:15 And what concord hath Christ with Belial? or what part hath he that believeth with an infidel? Ary inona no ifanarahan' i Kristy sy Beliala? Ary inona no iraisan' ny anjaran' ny mino sy ny tsy mino? Ary inona no ifanarahan' ny Kristy sy Beliala? Na inona no iombonan' ny mpino amin' ny tsy mpino? Inona no ifankahazoan' ny tempolin' Andriamanitra sy ny sampy? Quelle entente entre le Christ et Béliar ? Quelle association entre le fidèle et l' infidèle ?