<-
->

2Kr / 2Kor 5:16 Wherefore henceforth know we no man after the flesh: yea, though we have known Christ after the flesh, yet now henceforth know we him no more. Koa dia tsy mahalala olona intsony araka ny nofo isika; eny, na dia nahafantatra an' i Kristy araka ny nofo aza isika, ankehitriny dia tsy fantatsika araka izany intsony Izy. Koa dia tsy mahalala olona araka ny nofo intsony izahay; ary na dia nahalala ny Kristy araka ny nofo aza izahay; dia tsy araka izany intsony no ahalalanay azy ankehitriny. Ainsi donc, désormais nous ne connaissons personne selon la chair. Même si nous avons connu le Christ selon la chair, maintenant ce n' est plus ainsi que nous le connaissons.