<-
->

2Kr / 2Kor 5:10 For we must all appear before the judgment seat of Christ; that every one may receive the things done in his body, according to that he hath done, whether it be good or bad. Fa isika rehetra dia samy tsy maintsy ho hita toetra miharihary eo amin' ny fitsaran' i Kristy, mba handraisan' ny olona rehetra izay zavatra nataon' ny tenany, dia araka izay nataony, na tsara na ratsy. Fa isika rehetra dia samy tsy maintsy hiseho amin' ny fitsaran' ny Kristy mba handraisantsika tsirairay avy izay tandrifin' ny asantsika fony mbola tao amin' ny vatana, na soa na ratsy izany. Car il faut que tous nous soyons mis à découvert devant le tribunal du Christ, pour que chacun recouvre ce qu' il aura fait pendant qu' il était dans son corps, soit en bien, soit en mal.