<-
->

2Kr / 2Kor 3:14 But their minds were blinded: for until this day remaineth the same vail untaken away in the reading of the old testament; which vail is done away in Christ. fa efa donto ny sainy; fa ambaraka androany dia mbola tsy nesorina ihany izany fisalobonana izany, raha vakina ny tenin' ny fanekena taloha, satria ao amin' i Kristy ihany no anesorana izany. Fa toa nihajamba ny sain' izy ireo, satria mandraka ankehitriny dia tsy nesorina taminy, fa mbola ao ihany, izany saron-tava izany raha mamaky ny tenin' ny fanekena taloha izy, fa ao amin' ny Kristy ihany moa no anesorana izany. Mais leur entendement s' est obscurci. Jusqu'à ce jour en effet, lorsqu' on lit l' Ancien Testament, ce même voile demeure. Il n' est point retiré ; car c' est le Christ qui le fait disparaître.