<-
->

2Kr / 2Kor 2:10 To whom ye forgive any thing, I forgive also: for if I forgave any thing, to whom I forgave it, for your sakes forgave I it in the person of Christ; Fa izay avelanareo heloka dia mba avelako heloka koa; ary izaho anefa,raha nisy heloka navelako, dia noho ny aminareo no namelako azy teo imason' i Kristy, Izay avelanareo heloka dia avelako koa; fa raha ny amiko, izay heloka navelako, raha mba nisy navelako, dia noho ny aminareo, sy teo imason' ny Kristy no namelako azy, Mais à qui vous pardonnez, je pardonne aussi ; car, si j' ai pardonné - pour autant que j' ai eu à pardonner - c' est à cause de vous, en présence du Christ.