<-
->

2Kr / 2Kor 12:19 Again, think ye that we excuse ourselves unto you? we speak before God in Christ: but we do all things, dearly beloved, for your edifying. Efa ela izay no nanaovanareo anay ho miala tsiny aminareo. Eo anatrehan' Andriamanitra no itenenanay ao amin' i Kristy; fa ny zavatra rehetra, ry malala, dia ho fampandrosoana anareo. Heverinareo angamba fa fialan-tsiny hatrany no lazainay aminareo. Ehe, eo anatrehan' Andriamanitra sy ao amin' ny Kristy no itenenanay; ary fanasoavana ny fanahinareo avokoa ny zavatra rehetra lazainay, ry malala. Depuis longtemps, vous vous imaginez que nous nous défendons devant vous. C' est devant Dieu, dans le Christ, que nous parlons. Et tout cela, bien-aimés, pour votre édification.