<-
->

2Kr / 2Kor 11:10 As the truth of Christ is in me, no man shall stop me of this boasting in the regions of Achaia. Raha ato anatiko koa ny fahamarinan' i Kristy, dia tsy hisy hahafoana izany reharehako izany any amin' ny tany Akaia. Raha ao anatiko koa ny fahamarinan' ny Kristy, marina raha ho azon-javatra esorina amiko izany reharehako eran' i Akaia manontolo izany. Aussi sûrement que la vérité du Christ est en moi, ce titre de gloire ne me sera pas enlevé dans les régions de l' Achaïe.