<-
->

2Kr / 2Kor 10:5 Casting down imaginations, and every high thing that exalteth itself against the knowledge of God, and bringing into captivity every thought to the obedience of Christ; fa mandrava ny fisainana sy ny zavatra avo rehetra izay atsangana hanohitra ny fahalalana an' Andriamanitra izahay ka mamabo ny hevitra rehetra hanaiky an' i Kristy, Ravanay ny fisainan' olombelona mbamin' ny zavatra avo rehetra, izay mitsangana hanohitra ny fahalalana an' Andriamanitra; ary baboinay hanaiky ny Kristy ny hevitra rehetra. et toute puissance altière qui se dresse contre la connaissance de Dieu, et nous faisons toute pensée captive pour l' amener à obéir au Christ.