<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 1 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1Kr / 1Kor 4:17 | For this cause have I sent unto you |
Ary noho izany dia nirahiko ho any aminareo Timoty, zanako malalako sy mahatoky ao amin' ny Tompo, ka izy no hampahatsiaro anareo ny fanaoko ao amin' i Kristy, tahaka ny ampianariko ao amin' ny fiangonana rehetra eny tontolo eny. | Fa izany ihany no nanirahako ho etý aminareo an' i Timote, zanako malalako sady mahatoky ao amin' ny Tompo, mba hampahatsiaro anareo izay làla-nodiaviko ao amin' ny Kristy, sy izay fampianarana fanaoko hatraiza hatraiza amin' ny Eglizy rehetra. | C' est pour cela même que je vous ai envoyé |