<-
->

1Kr / 1Kor 15:15 Yea, and we are found false witnesses of God; because we have testified of God that he raised up Christ: whom he raised not up, if so be that the dead rise not. Ary dia hita ho vavolombelona mandainga ny amin' Andriamanitra izahay, satria efa nilaza fa Andriamanitra no nanangana an' i Kristy; nefa raha tsy hatsangana ny maty, dia tsy mba natsangany Izy. Izahay aza dia ho hita fa vavolombelona mandainga ny amin' Andriamanitra, satria tombotomboka foana no nilazanay an' Andriamanitra ho nanangana ny Kristy tamin' ny maty, nefa tsy natsangany izy tsinona raha marina fa tsy mitsangana ny maty. Il se trouve même que nous sommes des faux témoins de Dieu, puisque nous avons attesté contre Dieu qu' il a ressuscité le Christ, alors qu' il ne l' a pas ressuscité, s' il est vrai que les morts ne ressuscitent pas.