<-
->

1Kr / 1Kor 1:10 Now I beseech you, brethren, by the name of our Lord Jesus Christ, that ye all speak the same thing, and that there be no divisions among you; but that ye be perfectly joined together in the same mind and in the same judgment. Ary mananatra anareo aho, ry rahalahy, amin' ny anaran' i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny ianareo rehetra, ka tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tsara ianareo hiray saina sy hevitra. Mihanta aminareo amin' ny anaran' i Jeso-Kristy Tompontsika, aho, ry rahalahy, mba hiray teny daholo hianareo, ka tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa ho tafakambana tsara amim-piraisan-tsaina sy hevitra avokoa hianareo. Je vous en prie, frères, par le nom de notre Seigneur Jésus Christ, ayez tous même langage ; qu' il n' y ait point parmi vous de divisions ; soyez étroitement unis dans le même esprit et dans la même pensée.