<-
->

Rom / Rm 8:17 And if children, then heirs; heirs of God, and joint-heirs with Christ; if so be that we suffer with him, that we may be also glorified together. Ary raha zanaka, dia mpandova; eny, sady mpandova an' Andriamanitra no mpiray lova amin' i Kristy koa, raha miara-miaritra aminy isika mba hiara-manam-boninahitra aminy koa. Ary raha zanaka dia mpandova, eny sady mpandova an' Andriamanitra no mpiray lova amin' ny Kristy, raha miara-mijaly aminy anefa isika, mba hiara-komem-boninahitra aminy koa; Enfants, et donc héritiers ; héritiers de Dieu, et cohéritiers du Christ, puisque nous souffrons avec lui pour être aussi glorifiés avec lui.